|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  kankana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Biby kely lavalava mivelona any anaty tany (kankanjila sy kankandoroka) na ao anaty tsinain' ny olombelona (sakoitra) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 a worm [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 ver [1.8]
Ohatra  6  Misy kankana io zaza io na ny tenanao. [1.381#]
7  Atao vakisiny sy omena odin-kankana izy. [2.117#]
Sampanteny 
Mpamaritra :
Voambolana  9  Fahasalamana 10  Haibiby: tsy manan-kazon-damosina
Tovy hevitra  11 hankana
Mpanahaka  12  sakoitra, 13  viky
Kamban-teny rehetra  14  Fikambanana 9 amin' io teny io
Ohabolana  15  Ohabolana misy io teny io
Lahatsoratra  16 Randzavola: kankana ao amin' ny Baiboly

Teny iditra (2/2)17  kankana
Sokajin-teny  18  anarana
Fanazavàna teny anglisy  19 tilde [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  20 tilde [3.1]
Tsanganana sy sary iray takila  21  Mari-tsoratra sy marika hafa

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17