Entry (1/3) | 1 fen' akoho |
Elementary words | 2 fe, 3 akoho |
Part of speech | 4 locution |
Explanations in English |
5 drumstick of a chicken [1.7] |
Explanations in French |
6 cuisse de poule [1.8] |
Vocabulary | 7 Economy: food |
Entry (2/3) | 8 fenakoho |
Elementary words | 9 fe |
Part of speech | 10 noun |
Explanations in Malagasy |
11 Fanomezana omen' ny ray aman-dreny ny zanaka rehefa tonga ny fandroana, ka raha mbola amin' ny fotoana tsy ahazoana mamono zavamananaina no anomezana azy, dia vola no atao [1.1] |
Explanations in French |
12 Ce nom veut dire littéralement « cuisse de poulet ». C'est la partie du poulet qui est traditionnellement donné aux enfants. Par extension, on appelle ainsi tout ce qui est réservé à l'usage des enfants ou à leurs jeux [Betsimisaraka]
[1.196] |
Examples |
13 raha mamangy izy tsy tapaka mivimbina zavatra kely, ary raha tojo ny tonon-taona, mifanome vodiakoho sy fenakoho;
[2.436#]
|
Entry (3/3) | 14 fenakoho |
Elementary words | 15 fe |
Part of speech | 16 noun |
Explanations in English |
17 A shrub [Betsimisaraka]
[1.2] |
Explanations in French |
18 Arbuste non identifié [Betsimisaraka]
[1.196] |
Vocabulary | 19 Botany |
Anagrams | 20 fenakoho, fen' akoho |
Updated on 2025/10/12 |
![]() |