|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  feta
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Tany noleman-drano hanjary fotaka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 clay, mud, mortar. It is also used in the provinces for koba [1.2]
5 mud for plastering [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 Boue préparée pour crépir ou pour faire des murs;
7 Matsora loatra ny feta hanaovana biriky (La boue pétrie pour faire des briques est trop délayée d’eau)
8 se dit aussi de tout ce qui est mou, sans consistance:
9 Fêta ity vary ity (Ce riz est très mou) [1.3#164]
10 boue préparée comme enduit ou mortier [1.8]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Anarana :
Kamban-teny rehetra  18  Fikambanana 4 amin' io teny io

Teny iditra (2/3)19  feta
Sokajin-teny  20  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  21 Voa, iharam-pahavoazana, voan' ny fatiantoka, fahafaham-baraka: Feta tamin' io roharaha io daholo izy telo mirahalahy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  22 Qui éprouve une perte, un revers, une honte, qui est dans l’embarras, gâté [1.3#164]
Sampanteny 
Matoantenin' ny iharana :

Teny iditra (3/3)24  feta
Sokajin-teny  25  anarana
Fanazavàna teny anglisy  26 a bird, a species of warbler. Same as fitatra [Betsimisaraka] [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  27 non d'une espèce d'oiseau, tarier à collier. § fìtatra. [Tankarana] [1.19]
Voambolana  28  Haibiby: vorona
Tovy hevitra  29 fitapatatra, fitatenona, fitatra, tekiteky

Fivaditsoratra  30 fate, feta, 31 tefa

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17