|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fitatra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 soratr' omby sada mainty, na volavita; sadasada fa madinika kokoa ny soratra fotsy
4 sady somary boribory fa tsy mba mitomandavana tahaka ny rango na vakivoho [1.10#F577]
Kamban-teny rehetra  5 mena fitatra

Teny iditra (2/2)6  fitatra
Sokajin-teny  7  anarana
Fanazavàna teny malagasy  8 Karazam-boronkely izay heno maneno vao maraim-be, nahatonga ilay fitenenana hoe "mifoha alohan'ny fitatra", izany hoe mifoha maraina be alohan'ny maneno akoho mihitsy aza. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 a bird, a species of warbler. Pratincola sybilla, L.
10 Same as feta, fitapatatra, fitatenona, and tekiteky [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  11 tarier à collier [1.54]
Ohatra  12  Matetika tsy hitany akory ny fiaingan' ny lahy mamonjy fotoana maneno fitatra. [2.470#]
Voambolana  13  Haibiby: vorona
Tovy hevitra  14 feta, fitapatatra, fitatenona, tekiteky
Kamban-teny rehetra  15 maneno fitatra
Anarana ara-tsiansa 
Ohabolana  17  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  18 fatatry, 19 fatitra, fitatra

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17