|
|
|
|

Teny iditra1  fetr' andro
Singan-teny  2 fetra, 3 andro
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny anglisy  5 a time limit [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 limite de temps [1.8]
Ohatra  7  Ny trosan-kaba amin' ny TVA izay tsy nanaovana fangatahana famerenana tao anatin' ny telo volana manaraka ny fetrandro dia tsy azo anaovana famerenana intsony fa azo hampidirina ho fandaniana kosa. [1.384#]
Tsipelina hafa  8 fetra andro

Fivaditsoratra  9 fendrotra, fetr' andro

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02