|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fetsahana |
| Fototeny | 2 fetsaka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Anangonana, amoriana: Nofetsahan' ny ankizy vato teto ka sarotra naleha amin' ny fiarakodia
5 Asiana, velezina, kapohina: Nofetsahako ny anao ka vaky nandositra [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 to be beaten, to be struck, by hands, feet, etc.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 où l'on entasse, où l'on frappe
[1.3] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|