|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 fetsaka |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Fianjerana, famelezana
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 l'action de s'ébouler, de se presser, de s'entasser, de tomber sur, comme les coups
[1.3] |
| Sampanteny |
|
| Teny iditra (2/2) | 17 fetsaka |
| Sokajin-teny | 18 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
19 Lena, vonto: Tratran' ny orana tany am-pitsangantsanganana izahay ka fetsaka vao tonga tany antrano
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
[1.2] |
| Fivaditsoratra | 20 faketsa, 21 fatsake, fetsaka, 22 tsefaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19 |
|