|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 fia |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Gia, geja, gehy, fihina
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 Root of voafia, fiazana, mamia, amiazana [Javanese peres]
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 compression
[1.13] |
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 23 Fizìka |
| Kamban-teny rehetra | 24 Fikambanana 4 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 25 fia |
| Sokajin-teny | 26 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
27 anaran-kazandrano, trondro
[Taimoro]
[1.78] 28 hazandrano [Taisaka] [1.78] 29 Karazana marakely mainty mipentimpentina [Bara] [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
30 a kind of fish
[Sakalava]
[1.2] |
| Voambolana | 31 Haibiby: trondro |
| Kamban-teny rehetra | 32 fiambazaha |
| Fivaditsoratra | 33 afy, 34 fay, fia |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|