Entry | fiazana (fia) | ||||||||
Part of speech | passive verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Gejaina mafy, poretina: Aza fiazanao toy izao ny tanako Tanana tsy omena: Nofiazany telo taona tany ny volako [1.1] | ||||||||
Explanations in English | To be squeezed, to be pressed. [1.2] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Anagrams | anafazy, faizana, fiazana |
Updated on 2023/01/20 |