|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fiafarana |
| Fototeny | 2 fara |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Farany, tendrony: Ny fahafatesana no fiafaran' ny zavamananaina rehetra
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 the ending, the final result, the way a person ends up
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 la terminaison, le résultat; la façon dont une chose finit
[1.8] 7 extrémité [1.13] |
| Ohatra |
8 Tany tsy misy fiafarana ity: tantely afa-drakotra, ka anjakan'ny adala!
[2.298]
9 Izato habakabaka Mirentin-kazavana , Madio mangabakabaka , Tsy hita fiafarana! [1.263] 10 Ary tahaka ny "fiafarana" sy ny "fahanterana " rehetra, dia andron' ny fahanginana sy fieritreretana. [1.233] |
| Kamban-teny rehetra | 11 tahiry fiafarana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|