|
|
|
|

Entry1  fiahy
Part of speech  2  noun or adjective
Root  3  ahy
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fomba entina miahy, izany hoe mikarakara, milandrina tsara
Tokony hahina, hokarakaraina tsara: Ny antitra sy ny marary manarakaraka ny zazakely no fiahy voalohany indrindra

Anagrams  5  afihi, afihy, ahifi, fiahi, fiahy, haify, hiafy

Updated on 2025/01/21