Entry | 1 fialamboly |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fanalana disadisa, fanaovana izay mba hampahafinaritra ny tena rehefa avy nilofo niasa: Ny fijerena sarimihetsika no mba fialam-bolinay isaky ny asabotsy hariva |
Explanations in French |
4 [1.13] loisir |
Examples |
5 [2.445#] Ny kilalao anie sady natao ho fialamboly no natao hianaran-javatra koa. |
Elementary words | 6 fiala, voly |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |