Entry | 1 fiamboniana |
Part of speech | 2 noun |
Root | 3 ambony |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Toetra maha-ambony, fahamboniana, fiandrianana: Ny fiambonian' ny mpanoro lalana ny vahoaka |
Explanations in English |
5 [1.2] exaltation in rank, showing forth of one's rank or position. |
Anagrams | 6 fiamboniana, mifanobaiña |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |