Entry | 1 fianakaviambe |
Part of speech | 2 noun |
Elementary words | 3 fianakaviana, be |
Explanations in French |
4 [1.13] grande famille 5 [1.5#61] la grande famille |
Examples |
6 [2.445#26] Nanjary nitsitokotoko ilay fianakaviambe. 7 [4.27#2012/11/28] Ny fanapahan-kevitra kosa dia tokony horaisina miaraka amin' ny fianakaviambe iraisampirenena. 8 [2.285#226] Ary tsy latsa-danja, eny manoatra noho izany aza, ny adidin' ny zokim-pandrosoana amin' izao fianakaviambe izao. |
Vocabulary |
9 Relationships: family |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |