Entry | 1 fiandraiketana |
Part of speech | 2 noun |
Root | 3 raikitra |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fandraisana ho adidy, fiadidiana, fiantohana: Anao ny fiandraiketana ny sakafon' ny mpitsangantsangana |
Explanations in English |
5 [1.7] responsibility for something |
Explanations in French |
6 [1.8] responsabilité, administration |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |