|
|
|
|

Entry1  fiandrianana
Part of speech  2  noun
Root  3  andriana
All compound words 
Explanations in Malagasy  5  [1.1] Toetra maha-andriana; voninahitra, fahamboniana, fiamboniana: Tandrovy lalandava ny fiandriananao
Explanations in English  6  [1.2] royalty, kingship, sovereignty.
7  [1.7] the dignity of royalty kingship, sovereignty
Explanations in French  8  [1.8] gloire et honneur du roi ou de la reine; souveraineté
Examples  9  [2.649#] Amin' ny fiandrianana avo, izay nomen' i Jehovah Anao.
10  [2.59#] Nivoaka amy ny fiandrianana toy ny teo hiany Ranavalona III.

Anagrams  11  anandrifiana, fiandrianana

Updated on 2025/08/10