|
|
|
|

Teny iditra1  fiandrivoditatatra
Singan-teny  2 fiandry, 3 vody, 4 tatatra
Sokajin-teny  5  anarana
Fanazavàna teny malagasy  6 Karazam-bano fahita eny amin' ny vody tatatra rehetra eny (Ardea comata) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 [vody, the bottom, tatatra, a ditch.] A species of heron. Ardea comata, Pall. [1.2]
Voambolana  8  Haibiby: vorona

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12