|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fiantandroka
Fototeny  2 tandroka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny frantsay  4 Manière de se cramponner [aux cornes d'un boeuf] [1.3#668]
Ohatra  5  Izao no anaran' ny fiantandrok' omby : taingim-bozona, fehiloha, befelana, betongoa, ankoatra, kendaroroka, mandrilava, manongotra (samboriny ny tongoben' omby anankiray dia aingany, ka na manao ahoana na manao ahoana no fitroatran' ny omby dia tsy avelany, ka misy mahalavo omby samy irery. [1.437#]

Teny iditra (2/2)6  fiantandroka
Sokajin-teny  7  anarana
Voambolana  8  Haibiby: trondro
Mpanahaka  9  fiamalandy, 10  fiamandry, 11  fiamangataka, 12  fiamangidy, 13  fiambazana, 14  fiambola, 15  fiampotsy, 16  fiandava

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31