Entry (1/2) | 1 fiantsonana |
Part of speech | 2 noun |
Root | 3 antsona |
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
7 [1.78] [Bezanozano, Tambahoaka]
[fiantsoñana] fitodiana 8 [1.1] Toerana fijanonan' ny fiara isan-karazany: Fiantsonan-dalamby, fiantsonam-piaramanidina |
Explanations in English |
9 [1.2] a landing-place, a port, a harbour. 10 [1.7] a port, a seaport; cf. seranana, fitodiana |
Explanations in French |
11 [1.3#57, 1.8] Le port, le débarcadère 12 [1.3#57] le quai |
Vocabulary |
13 Navigation |
Synonyms | 14 fitodiana, seranana |
Entry (2/2) | 15 Fiantsonana |
Part of speech | 16 name (toponym) [Full list] |
Elementary words | 17 fiantsonana |
Examples |
18 [2.588#] Tsy afaka nandeha lavitra intsony izy ireo noho ny hasasarana sy ny fijaliana amin'ny tongotra marary, fa teo Ambohiambo, tao amin-dRajosefa mpampianatra, tao fiantsonana no nandry. |
Vocabulary |
19 Geography: towns |
Anagrams | 20 fantsonanay, fiantsonana, Fiantsonana, ifantsonana, nafantsonay, nanatsofany, nasafontina |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |