|
|
|
|

Entry1  fiarahamonina
Part of speech  2  noun
Elementary words  3  fiarahana, monina
All compound words 
Explanations in Malagasy  11  [1.13.mg#70] fitambaran'ny taranja anadihadiana ny fiainan'ny olombelona
12  [1.62] [fiarahamonina] fitambaran' ny trano, tany, faritra sy ny vahoaka mbamin' izay miara-dia aminy eo amin' ny fiainana
Explanations in French  13  [1.13.fr#70] [fiarahamonina] histoire, géographie, instruction civique, socio-économie
14  [1.13.fr#70] [fiaraha-monina] société
Examples  15  [2.508#23] natambatry ny fiarahamonina vaovao.
16  [2.285#267] Io no endrika fiaraha-monina voalohany
17  [2.445#13] Manahirana mantsy ny fiaraha-monina amin'ny olona sasany
18  [2.606] Mampiseho koa anefa izany fa eo an-dalam-piovana ny fiarahamonina.
19  [4.27] Famosahan-kevitra ilaina ny mangataka amin' ny sokajy isan-tokony eo anivon' ny fiarahamonina handray anjara amin' ny fampandrosoana.
20  [4.43] Tena ilain' ny fiarahamonina na ny polona tsirairay, amin' ny ankapobeny, izy ireo.
Other spellings  21  fiarahamonina

Updated on 2025/08/10