|
|
|
|

Entry1  fiaran-dalamby
Elementary words  2  fiara, 3  lalana, 4  vy
Part of speech  5  noun
Explanations in Malagasy  6  Karazana fiara entina eton-drano na maotera saingy manana lalana manokana, dia tsoriam-by roa mitovy elanelana hatrany izay atao hoe lalamby; ny fiarandalamby dia antsoina koa amin'ny anarana mahazatra hoe lamasinina [1.1]
Examples  7  Ny fiantontatontan' ny fiarandalamby no toa! [2.470#]
8  Asa lahy, na halemem-panahiny, na fitiavany hamalifaly ireto tily pariziana mizaha tany, fa toa izay tian-dry zalahy tily no narahiny fa tsy ny famantaranandrony isaky ny miainga eo amin' ny gara ny fiarandalamby. [2.356#]
Vocabulary  9  Tourism

Updated on 2025/10/11