|
|
|
|

Teny iditra1  fiasana
Fototeny  2 asa
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny anglisy  4 a tool, an instrument [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 outil [1.8, 1.13]
6 instrument [1.8, 1.13]
Ohatra  7  Vato no nataony fiasana. [2.113#7]
8  Ary manana fiasana maro izy. [2.332#37]
9  Tsy mivoha farmasia amin' andro tsy fiasana. [2.117#89]
10  Ny fiasana vaovao vitany no nanamboarany lakana. [2.508#338]
Voambolana  11  Fitaovam-piasana
Kamban-teny rehetra  12  Fikambanana 36 amin' io teny io
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  14 Anfiasa, 15 faisana, 16 fasiana, fiasana, 17 safiaña

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09