Entry (1/11) | 1 asa |
Part of speech | 2 adverb [Full list] |
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
7 [1.78] [Tanala]
tsy fantatro, tsy mahalala aho 8 [1.1] Entina mamaly, ka milaza tsy fahafantarana na tsy fisafidianana: Rahoviana ianareo no handeha? -- Asa tsy fantatro fa manavy ny zanakay. / Handeha ianao sa hijanona? -- Asa, izay tianao no hataoko. |
Explanations in English |
9 [1.2] don't know 10 [1.7] I don't know |
Explanations in French |
11 [1.8] je n'en sais rien |
Examples |
12 [2.293] "asa," hoy Ikotofetsy, "tsy fantatro izay mahatonga izany." 13 [2.470] asa na maty izy izay na mbola velona soa aman-tsara ihany. |
Synonyms | 14 asane, asany |
Entry (2/11) | 15 asa |
Part of speech | 16 noun |
Derivatives |
|
All compound words | 22 90 words containing asa |
Explanations in Malagasy |
23 [1.1] Teny ilazana izay atao: Asa mafy ny mitaona vato Raharaha: Inona no asan' ny rainao, ry zaza ? Fihadiana tany amin' ny angady mba hovolena: Tsy mbola vita asa itỳ tany itỳ ka karakarao Fampiasana: Asa saina |
Explanations in English |
24 [1.2] tillage, labour, work 25 [1.7] working the soil; work in general |
Explanations in French |
26 [1.8, 1.13] travail 27 [1.8] culture du sol 28 [1.13] emploi, fonction, opération, ouvrage |
Article |
29 Randzavola: asa ao amin' ny Baiboly |
Entry (3/11) | 30 asa |
Part of speech | 31 noun |
Derivatives |
|
Explanations in Malagasy |
34 [1.1] Enti-milaza fiantsoana na fiangaviana olona hanatrika lanonana na hisakafo, fandidiana olona hanao zavatra. |
Explanations in English |
35 [1.2] |
Entry (4/11) | 36 asa |
Part of speech | 37 noun |
Derivatives |
|
Explanations in Malagasy |
39 [1.1] Enti-milaza fandranitana zava-maranitra. |
Explanations in English |
40 [1.7] sharpening |
Explanations in French |
41 [1.8] affûtage |
Entry (5/11) | 42 asa |
Part of speech | 43 noun |
Explanations in Malagasy |
44 [1.78] [Betsimisaraka]
lalàna |
Entry (6/11) | 45 asa |
Part of speech | 46 adjective |
Explanations in Malagasy |
47 [1.78] [Taimoro]
folo |
Vocabulary |
48 Mathematics: arithmetic |
Entry (7/11) | 49 Asa |
Part of speech | 50 name (biblical book) |
Explanations in English |
51 [3.1] Acts: one of the books of the Bible |
Explanations in French |
52 [3.1] Actes: un des livres de la Bible |
Vocabulary |
53 Holy Scriptures |
Entry (8/11) | 54 ASA |
Part of speech | 55 noun (acronym) [Full list] |
Explanations in Malagasy |
56 [3.1] jereo Ankohonana - Sahirana - Arenina |
Vocabulary |
57 Organizations |
Entry (9/11) | 58 ASA
![]() |
Part of speech | 59 noun (acronym) [Full list] |
Explanations in English |
60 [3.1] see American School of Antananarivo |
Vocabulary |
61 Organizations |
Entry (10/11) | 62 ASA
![]() |
Part of speech | 63 noun (acronym) [Full list] |
Explanations in French |
64 [3.1] voir Accueil des Sans-Abri |
Vocabulary |
65 Organizations |
Entry (11/11) | 66 ASA
![]() |
Part of speech | 67 noun (acronym) [Full list] |
Explanations in French |
68 [3.1] voir Agro-Sylviculture autour d' Antananarivo |
Vocabulary |
69 Organizations |
Anagrams | 70 asa, ASA, saa |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |