|
|
|
|

Entry1  fibanjinana
Part of speech  2  noun
Root  3  banjina
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fijerena mifantoka tsara
5  [1.374] L’action de regarder fixement, de contempler
Examples  6  [1.369#] Tena azo tanterahina io maha eo an-toerana miaraka amin' ny fibanjinana io;
7  [2.356#] Isaky ny nivory dia ireo fanaka sarobidy ireo no toy ny nampahatsiaro ny lasa, anefa koa nampa-hery tamin' ny fibanjinana ny hoavin' ny Fiangonana.

Updated on 2025/07/29