|
|
|
|

Teny iditra1  fibebahana
Fototeny  2 bebaka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fiaikena ny hadisoana, fangataham-pamelana: Mba henoy re ny fibebahany aminao!
5 Fiovana ho kristianina: Angataho isan' andro amin' Andriamanitra ny fibebahan' ny tsy mpino [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 repentance, contrition [1.2, 1.7]
7 confession [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  8 L'action d'avouer sa faute, celui auquel ou avoue sa faute en demandant pardon, conversion [1.3]
9 repentir, regret [1.8]
Ohatra  10  Ny « fibebahana » dia ny fandaozana ny fahotana [1.38]
11  Voasasan' ny fibebahana ilay fahotana nangatrakatraka! [2.499]
Voambolana  12  Ontam-po
Lahatsoratra  13 Randzavola: fibebahana ao amin' ny Baiboly

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12