|
|
|
|

Entry1  fibedibedena
Part of speech  2  noun
Root  3  bedibedy
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fimenomenonana miverimberina
Fananarana na faniniana lavareny tsy an-kiato
Firediredena, fitenitenenam-poana tsy misy heviny
Explanations in French  5  [1.3] L'action de parler ou gronder à tort et à travers
Examples  6  [2.996] Fa halaviro ny fibedibedena foana;
Synonyms  7  fibedibedesana

Updated on 2025/07/29