Entry | 1 fibiriohana |
Part of speech | 2 noun |
Root | 3 birioka |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fivilianana any amin' izay tsy izy; fisompiranana any amin' ny tsy tokony haleha: Mandehana miadana fa atahorako ny fibiriohan' ny fiara any an-kady Fandosirana, filefana |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |