|
|
|
|

Teny iditra1  fidanika
Fototeny  2 danika
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Famelezan' ny herin' ny hainandro; fitaninana afo, famindroana akaikin' ny afo: Hiditra aho fa tsy tohako ny fidaniky ny hainandro [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 Manière de se chauffer [1.3]
Haiendriteny 
6  Tsotra :
7  Tovonana :
Tovy hevitra  8 fidanihana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12