|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 danika |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Famelin' ny herin' ny hainandro; hafanana avy amin' ny hainandro
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 sultriness, oppressiveness of heat. See daindaina
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 Exposition à la chaleur du feu ou à l'ardeur du soleil
[1.3] |
| Sampanteny |
|
| Fivaditsoratra | 16 dakany, danika, 17 dikana, 18 dinaka, 19 kadina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19 |
|