|
|
|
|

Entry1  fidedadedana
Part of speech  2  noun
Root  3  dedadeda
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fanaovana rehi-be: Fidedadedan' ny afo
Fisamboaravoaram-paniriana tsy hay tonana: Fidedadedan' ny fitiavan-tanindrazana ao am-pony
Explanations in French  5  [1.3] L'action de flamber

Updated on 2025/07/29