Entry | 1 fidinginana |
Part of speech | 2 noun |
Root | 3 dingina |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fijoroana manondro lanitra: Fidinginan' ny rambon' osy Fiakarana avo dia avo tampoka: Nahagaga ny fidinginan' ny vaton-dRakoto tamin' ny fifidianana farany tao |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |