|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fidiovana |
| Fototeny | 2 dio |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fanasana tena; fanalana tsiny ny tena, fanalana ny tena amin' ny fiampangana
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 ablutions pour se purifier, la justification.
[1.3] 6 action de faire sa toilette [1.5] |
| Voambolana | 7 Fizahatany |
| Fikambanana | 8 Fitenena, anaran-tany, sns miisa 2 misy io teny io |
| Sary |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04 |
|