|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fidoboka
Fototeny  2 doboka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 la manière de résonner [1.3#440]
Ohabolana  5  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)6  fidoboka
Fototeny  7 doboka
Sokajin-teny  8  anarana
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9 état de celui qui stationne [1.3#440]
Ohatra  10  Nafana daholo ny tenako rehetra, nirotoroto fidoboka ny foko. [2.4#]
11  Efa impiry ny vavako no nanaporofo izany taminao ry Dolfa, efa impiry ny foko no mafy fidoboka teo anatrehanao ry Dolfa. [2.895#]

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02