|
|
|
|

Entry1  fidodododoana
Part of speech  2  noun
Root  3  dodododo
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Firiotana haingana; fahatongavana maika dia maika, tsy mangataka andro: Misaotra indrindra amin' ny fidodododoanareo mamangy anay amin' izao fahoriana izao
Explanations in French  5  [1.3#111] L’action de s'empresser, de se hâter, d'accourir, d’avoir recours à, celui auquel on a recours
Examples  6  [2.313#] hita mifangaro eto ny mariky ny alahelo lehibe, toy ny fahatankinana, ny fiahiana izay momba ny ara-nofo ary ny fidodododoana eo akaikin' ilay Mpandahatra ambony indrindra.

Updated on 2025/07/29