Entry | 1 fidonanahana |
Part of speech | 2 noun |
Root | 3 donanaka |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fipetrapetrahana tsy miasa fa mitanàka foana eo: Ny mazàna mahatarika amin' ny hevi-dratsy rehetra dia ny fidonanaham-poana |
Anagrams | 5 fidonanahana, nanadofahany, nandafihanao |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |