|
|
|
|

Entry1  fidorobohana
Part of speech  2  noun
Root  3  doroboka
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fanirian-javamaniry izay manjary be ravina sady maitso; toetran' ny akanjo malalaka ambany sy mirebareba

Updated on 2025/07/29