Entry | 1 fieboana |
Part of speech | 2 noun |
Root | 3 ebo |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fireharehana: Ny harena no anton' ny fieboany |
Examples |
5 [2.996#] fa mifetsy ny fananan' ny mpitondratena amin' ny fivavahana lavareny ataony mba ho fieboana fotsiny, ka hohelohina mafimafy kokoa izy. |
Updated on 2024/12/11 |
![]() |