|
|
|
|

Entry1  fieritreretana
Root  2  eritreritra
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Fiasan' ny saina mangina mamakafaka sy mandinika zavatra: Tsy ampy fieritreretana ianao, anaka [1.1]
Explanations in English  5  the conscience [1.2#139, 1.7]
6  reflexion [1.2#139]
7  mulling things over [1.7]
Explanations in French  8  action de réfléchir [1.3#129, 1.8]
9  la conscience [1.8]
10  réflexion [1.13]
Examples  11  Ny fieritreretana no milaza ny fahamarinan'izany. [2.366#]
12  izany ary tsy ilana fieritreretana kely akory izany. [2.528#]
All compound words  13  4 combinations of this word
Synonyms  14  fieretana
Proverbs  15  Proverbs containing that word
Article  16  Randzavola: fieritreretana ao amin' ny Baiboly

Updated on 2025/10/08