|
|
|
|

Teny iditra1  fierona
Fototeny  2 erona
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Famoahana feo toy ny mingonona arahim-pihetsehana vonon-kandramatra: Vaky nandositra aho nandre ny fieron' ilay alika [1.1]
Tovy hevitra  5 fieronana

Fivaditsoratra  fierona, 6 fireona

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12