|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 erona |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Fitezerana, fandrahonana
4 Famoahana feo toy ny mingonona ary arahina fihetsehana vonon-kandramatra [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 a growl, a roar
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 l'action de gronder, de rugir, de réprimander
[1.3] 7 grondement, rugissement [1.8] |
| Ohatra |
8 ary kiakiaka sy naonaona mbamin' ny erona sy reondreona fotsiny toy ny an' ny biby amam-borona no hainy.
[2.285]
|
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 26 Feo |
| Teny iditra (2/3) | 27 erona |
| Sokajin-teny | 28 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
29 hendry
[Taimoro]
[1.78] |
| Teny iditra (3/3) | 30 erona |
| Sokajin-teny | 31 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
32 Fofon-kanina na zavatra may: Maimbo erona
[1.1] |
| Kamban-teny rehetra | 33 maimbo erona |
| Fivaditsoratra | 34 areno, erona, 35 -nareo, 36 orena, 37 reona |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|