Entry | 1 fifaliana |
Part of speech | 2 noun |
Root | 3 faly |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Firavoana: Androm-pifaliana Zavatra mahafaly: Fifaliana ho ahy ny mandray anao ato an-tokantronoko Filalaovana: Tia fifaliana ny tanora |
Explanations in English |
5 [1.7] happiness, rejoicing |
Explanations in French |
6 [1.8] action de se réjouir; le plaisir |
Examples |
7 [2.356#] Nataony tamin' ny fifaliana tokoa izany. 8 [2.59#] ary nanova ny alahelo, ho tonga fifaliana. 9 [2.508#] Ny Fizaràna fahatelo dia ny fihinanam-be sy fifaliana. |
Vocabulary |
10 Emotions |
Proverbs | 11 Proverbs containing the word fifaliana |
Article |
12 Randzavola: fifaliana ao amin' ny Baiboly |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |