|
|
|
|

Teny iditra1  fifanalana hazakazaka
Singan-teny  2 fifanalana, 3 hazakazaka
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny frantsay  5 concours à la course [1.3#18]
Ohatra  6  Tsy fantatrareo va fa maro no indray mihazakazaka ao amin' ny tany fifanalana hazakazaka, nefa iray monja no mahazo loka? Mihazakazaha toy izany mba hahazoanareo. [2.996#53.9.24]
Voambolana  7  Fanatanjahan-tena

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12