|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 hazakazaka |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Fandehanana haingana, riotra: Nahazo loka tamin' ny fifanalana hazakazaka izy
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 a run, a gallop. See olomay, ezaka
[1.2] 5 the act of running or of walking fast; a race [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 course
[1.3, 1.8] 7 gallop, marche accélérée [1.3] 8 action de courir [1.8] |
| Ohatra |
9 Iny Ikemba nanao hazakazaka madinika.
[2.499]
10 Ny fifaninanana hazakazaka zato metatra re mbola inona ê! [2.4] |
| Sampanteny |
|
| Tsipelina hafa | 24 kazakazaka |
| Kamban-teny rehetra | 25 Fikambanana 6 amin' io teny io |
| Ohabolana | 26 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|