Entry | 1 fifaneraserana |
Part of speech | 2 noun |
Root | 3 serasera |
Morphology |
|
Examples |
6 [2.470] Notohizan' I Lidy hatrany ny fifaneraserana tamin' Ingahy Rainimasy. 7 [2.356] Hatramin' izay dia sarotra ny nanasitrana ilay ratra teo amin' ny fifaneraserana. 8 [2.366] Raha izany ary, ny fifaneraseran' ny Malagasy tamin' ny Arabo, tamin' iny faritra atsimo atsinanana iny dia niafara tamin' ny fifangaroana tanteraka, ary very ny mahavahiny ireny Arabo ireny. |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |