|
|
|
|

Teny iditra1  fifonana
Fototeny  2 fona
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fibabohana amin' ny ratsy natao tamin' olona ka mangataka famelana aminy, fivalozana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 a plea for pardon; supplication, entreaty [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 action de demander pardon; supplication [1.8]
Ohabolana  7  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17