|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  fona
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fialan' ny nifin' ny ankizy hisolo ny tena maharitra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 Mue des dents, perte des dents de lait [1.3#183]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :

Teny iditra (2/3)6  fona
Sokajin-teny  7  Tsy lazaina
Fanazavàna teny malagasy  8 Fivalozana, fibabohana, fangatahana famelan-keloka [1.1]
Sampanteny 
Hafa :
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :

Teny iditra (3/3)17  fona
Sokajin-teny  18  anarana
Fanazavàna teny malagasy  19 Karazam-boromailala, manopy manga ny volontratrany sy ny elany, fa ny volombodiny kosa mena an-titra somary volomparasy nahatonga ny anaran-kazo mitovy volo aminy hoe volombodimpona [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  20 a bird with a black body and red tail feathers. [1.2]
Voambolana  21  Haibiby: vorona
Kamban-teny rehetra  22  Fikambanana 2 amin' io teny io

Fivaditsoratra  23 fano, fona, 24 Nofa

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17