Entry | 1 figabaka |
Part of speech | 2 noun |
Root | 3 gabaka |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fomba na fisehoan' ny rano migabaka, toetran' ny toerana feno rano: Tsy hita velively ny figabaky ny rano tamin' ny tondra-drano farany tao |
Explanations in French |
5 [1.3] L'état de ce qui a beaucoup d'eau |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |