|
|
|
|

Teny iditra1  fihalangalanana
Fototeny  2 halangalana
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fihatakatahana, tsy fiarahana amin' ny maro [1.1]
5 tsy fandraisana andraikitra [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  6 La séparation extérieure [1.3#208]
7 désengagement [1.13]
Ohatra  8  ny fahanginana kosa anefa, mety ho fambara mampiseho hakanosana na fihalangalanana na fanaovana kinanga ny haja aman-jon' ny tena. [4.27#]
Mpanahaka  9  fiolonolonana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12