Entry | 1 fihara-bava |
Part of speech | 2 locution |
Elementary words | 3 fiharatra, vava |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] mipentsompentsona ary tsy mijanona miteny; olona tsy mba misalasala miteny na menamenatra amin' izay lazainy |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |