|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 fihatsaka |
| Fototeny | 2 hatsaka |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Antsy kelin' ny mpanenona anapahany ny singan-kofehy amin' ny lamba tenominy.
[1.1] 5 antsikely famoran-jaza [Sihanaka] [1.78] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 a knife for cutting edges. See fiharatra, hareza.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 couteau à pincer le riz, sorte de canif pour récolter le riz. (fitòhy).
[Tankarana]
[1.19] |
| Kamban-teny rehetra | 8 tsy filo tsy fihatsaka |
| Teny iditra (2/2) | 9 fihatsaka |
| Fototeny | 10 hatsaka |
| Sokajin-teny | 11 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
12 Fetsy miharo faharatsiana; fangoloka
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|